Ho fantatra amin’ny Alahady 25 oktôbra 2009
ny anaran’izay ekipa ho tompondakan’i Madagascar 2009.
Hanomboka
ny alahady 18 oktobra eny amin’ny kianjan’i Mahamasina ny poule des As, izay
dingana farany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo taranja
baolina kitra