|
Tompon-daka rezionaly faritra DIANA - Ambanja no nibata ny amboaram-pandresena |
|
01-09-2009 |
Isa 2 noho 1 no nandresen’ny OSBSA avy any Ambanja ny ekipa KSC avy ao Antsiranana tampon-tanàna.
Isa
2 noho 1 no nandresen’ny OSBSA avy any Ambanja ny ekipa KSC avy ao
Antsiranana tampon-tanàna, nandritra ny lalao famaranana niadiana izay
ho tompon-dakan’ny ligim-paritry ny baolina kitra faritra Diana, natao
tamin’ny alahady teo.
|
|
Lire la suite...
|
|