Fialam-boly isan’ny betsaka mpisafidy ny lomano ankehitriny
Fialam-boly
isan’ny betsaka mpisafidy ny lomano ankehitriny. Ny aty amin’ny toerana
amorontsiraka no tena mahazo tombony sy afa-po amin’ny filomanosana ity.
Manan-tsafidy tokoa izy ireo na handeha hilomano an-dranomasina, na
amin’ireny dobo filomanosana ireny. Tsy mitsahatra mitombo isa, araka
izany, ireo mpilomano amin’ireny dobo filomanosana ireny anatin’izao
fotoam-pialantsasatra izao. Tsy natao ho fanatanjahan-tena fotsiny ny
lomano ankehitriny fa lasa ho fialam-boly ho an’ireo tia milalao rano
mihintsy.
La première édition de la compétition de natation « Bonjour l'hiver »,
organisée par le club Managing Sports Natation, a été riche en
exploits. Pendant l'unique journée de compétition, samedi, dans le
bassin de 50 m de l'Académie nationale des Sports à Ampefiloha, huit
records de Madagascar par catégorie ont été battus. Cinq de ces
exploits ont été réalisés par les nageurs du Vakinankaratra